2 Tantara 29:21 MG1865

21 Ary nitondra vantotr'ombilahy fito sy ondrilahy fito sy zanak'ondry fito izy ary osilahy fito ho fanatitra noho ny ota ho an'ny fanjakana sy ho an'ny fitoerana masina ary ho an'ny Joda. Ary ny mpisorona, taranak'i Arona, dia nasainy nanatitra ireo teo ambonin'ny alitaran'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 29

Jereo 2 Tantara 29:21 amin'ny teny manodidina.