2 Tantara 29:22 MG1865

22 Dia novonoiny ny vantotr'ombilahy, ary noraisin'ny mpisorona ny rà ka natopiny tamin'ny alitara; ary novonoiny koa ny ondrilahy, dia natopiny tamin'ny alitara ny ràny; ary novonoiny koa ny zanak'ondry, dia natopiny tamin'ny alitara ny ràny.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 29

Jereo 2 Tantara 29:22 amin'ny teny manodidina.