7 Ary narindriny ny varavarana amin'ny lavarangana fidirana, dia novonoiny ny jiro. sady tsy nodorany ny ditin-kazo manitra, ary ny fanatitra dorana tsy nateriny tao amin'ny fitoerana masina ho an'Andriamanitry ny Isiraely.
Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 29
Jereo 2 Tantara 29:7 amin'ny teny manodidina.