2 Tantara 29:8 MG1865

8 Ka dia nihatra tamin'ny Joda sy Jerosalema ny fahatezeran'i Jehovah, ka nanolotra azy ho mpanjenjena izy sy ho figagana ary ho zavatra mampisitrisitra toy izao hitan'ny masonareo izao.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 29

Jereo 2 Tantara 29:8 amin'ny teny manodidina.