2 Tantara 3:10 MG1865

10 Ary tao amin'ny efi-trano masina indrindra dia nasiany sarin'ny kerobima roa, ary nosokiriny no nanaovany azy, dia nopetahany takela-bolamena.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 3

Jereo 2 Tantara 3:10 amin'ny teny manodidina.