2 Tantara 3:11 MG1865

11 Ny halavan'ny elatry ny kerobima dia roa-polo hakiho: ny elatry ny anankiray dia dimy hakiho, mipaka amin'ny rindrina; ary ny elany iray koa dimy hakiho sady mifanendry amin'ny elatry ny kerobima anankiray;

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 3

Jereo 2 Tantara 3:11 amin'ny teny manodidina.