2 Tantara 3:16 MG1865

16 Ary nanao tongalika tao amin'ny efitra anatiny izy, ka nataony teo an-tampon'ny andry ireo; ary nanao sarin'apongaben-danitra zato izy, ka nataony teo amin'ny tongalika ireo.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 3

Jereo 2 Tantara 3:16 amin'ny teny manodidina.