2 Tantara 3:17 MG1865

17 Ary ny andry natsangany teo anoloan'ny tempoly, ny iray tamin'ny ankavanana, ary ny iray tamin'ny ankavia; ary ny anaran'ny teo amin'ny ankavanana nanao ny hoe Jakina, ary ny anaran'ny teo amin'ny ankavia kosa natao hoe Boaza.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 3

Jereo 2 Tantara 3:17 amin'ny teny manodidina.