7 Aza manahaka ny rainareo sy ny rahalahinareo izay nivadika tamin'i Jehovah, Andriamanitry ny razany, ka dia natolony ho figagana araka izao hitanareo izao izy.
Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 30
Jereo 2 Tantara 30:7 amin'ny teny manodidina.