2 Tantara 30:8 MG1865

8 Koa aza manamafy ny hatokareo toy ny nataon'ny razanareo, fa atolory an'i Jehovah ny tananareo, ka midìra ao amin'ny fitoerany masina, izay nohamasininy ho mandrakizay; ary manompoa an'i Jehovah Andriamanitrareo, mba hiala aminareo ny fahatezerany mirehitra.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 30

Jereo 2 Tantara 30:8 amin'ny teny manodidina.