2 Tantara 31:15 MG1865

15 Ary ny fehin'i Kore dia Edena sy Miniamina sy Jesoa sy Semaia sy Amaria ary Sekania tao amin'ny tanànan'ny mpisorona; ary adidin'ireo ny hizara ho an'ny rahalahiny araka ny antokony avy, na ny lehibe na ny kely,

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 31

Jereo 2 Tantara 31:15 amin'ny teny manodidina.