16 afa-tsy ny lehilahy voasoratra hatramin'ny telo taona no ho miakatra, dia izay miditra ao an-tranon'i Jehovah handray ny anjarany isanandro noho ny fanompoany amin'ny anjara-raharahany araka ny antokony avy.
Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 31
Jereo 2 Tantara 31:16 amin'ny teny manodidina.