2 Tantara 31:17 MG1865

17 Ary ny amin'ny fanoratana ny mpisorona koa, dia nosoratana araka ny fianakaviany avy, ary ny Levita koa hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, araka ny anjara-raharahany sy ny antokony avy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 31

Jereo 2 Tantara 31:17 amin'ny teny manodidina.