2 Tantara 31:5 MG1865

5 Ary nony niely izany teny izany, dia nitondra voaloham-bokatra betsaka ny Zanak'isiraely, dia vary sy ranom-boaloboka sy diloilo sy tantely ary vokatry ny tany isan-karazany; ary ny fahafolon-karena tamin'ny zavatra rehetra, dia betsaka koa no nentiny.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 31

Jereo 2 Tantara 31:5 amin'ny teny manodidina.