2 Tantara 31:6 MG1865

6 Ary ny Isiraely sy ny Joda, izay nonina tany an-tanànan'ny Joda, nitondra ny fahafolon-karena koa, dia omby sy ondry aman'osy, ary ny fahafolon'ny zavatra masina izay nohamasinina ho an'i Jehovah Andriamaniny, ary navosainy nitokotoko maro ireny.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 31

Jereo 2 Tantara 31:6 amin'ny teny manodidina.