2 Tantara 32:6 MG1865

6 Ary nanendry mpifehy miaramila hifehy ny olona izy ka nampiangona azy hankeo aminy teo an-kalalahana akaikin'ny vavahadin'ny tanàna, dia nanao teny famporisihana taminy hoe:

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 32

Jereo 2 Tantara 32:6 amin'ny teny manodidina.