2 Tantara 32:7 MG1865

7 Mahereza ka matanjaha; aza matahotra na mivadi-po noho ny mpanjakan'i Asyria sy ny hamaroan'ny olona rehetra izay entiny; fa ny momba antsika dia be noho ny momba azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 32

Jereo 2 Tantara 32:7 amin'ny teny manodidina.