15 Dia nesoriny ireny andriamanikafa sy ny sampy tao an-tranon'i Jehovah mbamin'ny alitara rehetra izay efa naoriny teo an-tendrombohitry ny tranon'i Jehovah sy tany Jerosalema ka nariany teny ivelan'ny tanàna.
Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 33
Jereo 2 Tantara 33:15 amin'ny teny manodidina.