2 Tantara 33:16 MG1865

16 Ary nanorina indray ny alitaran'i Jehovah izy ka namono zavatra hatao fanati-pihavanana sy fanati-pisaorana teo amboniny, dia nandidy ny Joda hanompo an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 33

Jereo 2 Tantara 33:16 amin'ny teny manodidina.