2 Tantara 33:2 MG1865

2 Ary nanao izay ratsy eo mason'i Jehovah izy tahaka ny fahavetavetan'ny firenena izay noroahin'i Jehovah tsy ho eo anoloan'ny Zanak'isiraely.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 33

Jereo 2 Tantara 33:2 amin'ny teny manodidina.