2 Tantara 33:3 MG1865

3 Fa namboariny indray ny fitoerana avo, izay efa noravan'i Hezekia rainy, ka nanangana alitara ho an'ireo Bala izy sady nanao Aseraha sy niankohota teo anatrehan'izay rehetra eny amin'ny lanitra ka nanompo azy

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 33

Jereo 2 Tantara 33:3 amin'ny teny manodidina.