2 Tantara 34:12 MG1865

12 Ary ny olona dia nanao ny asa araka izay mety hatao; ary ny voatendry hifehy azy dia lahata sy Obadia Levita, avy tamin'ny taranak'i Merary, ary Zakaria sy Mesolama, avy tamin'ny taranaky ny Kehatita, ary ny Levita rehetra izay nahay ny zava-maneno isan-karazany,

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 34

Jereo 2 Tantara 34:12 amin'ny teny manodidina.