2 Tantara 34:24 MG1865

24 Izao no lazain'i Jehovah: Indro, Izaho hahatonga loza amin'ity tanàna ity sy amin'ny mponina eto, dia ny ozona rehetra izay voasoratra ao amin'ilay boky efa novakina teo anatrehan'ny mpanjakan'ny Joda.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 34

Jereo 2 Tantara 34:24 amin'ny teny manodidina.