2 Tantara 36:14 MG1865

14 Ary ny lehibe rehetra tamin'ny mpisorona sy ny vahoaka koa nanao izay mahadiso indrindra araka ny fahavetavetana rehetra fanaon'ny jentilisa ka nandoto ny tranon'i Jehovah tany Jerosalema izay nohamasininy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 36

Jereo 2 Tantara 36:14 amin'ny teny manodidina.