2 Tantara 36:15 MG1865

15 Kanefa Jehovah, Andriamanitry ny razany, nampitondra teny ny iraka izay nirahiny ho any aminy; eny, nifoha maraina koa Izy ka naniraka, fa namindra fo tamin'ny olony sy ny fonenany.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 36

Jereo 2 Tantara 36:15 amin'ny teny manodidina.