2 Tantara 36:16 MG1865

16 Kanjo ny olona nihomehy ireny irak'Andriamanitra ireny sady nanazimba ny teniny sy namazivazy ny mpaminaniny mandra-pihatry ny fahatezeran'i Jehovah taminy, ka tsy nisy nahavonjy azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 36

Jereo 2 Tantara 36:16 amin'ny teny manodidina.