2 Tantara 36:17 MG1865

17 Koa nentiny namely azy ny mpanjakan'ny Kaldeana, izay namono ny zatovony tamin'ny sabatra tao an-trano fitoerana masina, ary tsy nisy namindrany fo, na zatovo na virijina, na ny antitra sy ny fotsy volo; fa izy rehetra dia natolony ho eo an-tànany avokoa.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 36

Jereo 2 Tantara 36:17 amin'ny teny manodidina.