2 Tantara 36:5 MG1865

5 Dimy amby roa-polo taona Joiakima, fony izy vao nanjaka, ary iraika ambin'ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah Andriamaniny izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 36

Jereo 2 Tantara 36:5 amin'ny teny manodidina.