2 Tantara 36:6 MG1865

6 Ary Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, dia niakatra namely azy ka namatotra azy tamin'ny gadra varahina mba hitondra azy ho any Babylona.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 36

Jereo 2 Tantara 36:6 amin'ny teny manodidina.