2 Tantara 7:9 MG1865

9 Ary tamin'ny andro fahavalo dia nanao fara-fivoriana Izy; fa hafitoana no nitandremany ny fitokanana ny alitara, ary hafitoana koa ny andro firavoravoana.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 7

Jereo 2 Tantara 7:9 amin'ny teny manodidina.