2 Tantara 9:23 MG1865

23 Ary ny mpanjaka rehetra ambonin'ny tany nitady hahita ny tavan'i Solomona mba hihaino ny fahendrena, izay nataon'Andriamanitra tao am-pony.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 9

Jereo 2 Tantara 9:23 amin'ny teny manodidina.