31 Ary Solomona lasa nodimandry any amin'ny razany, dia nalevina tao an-Tanànan'i Davida rainy izy; ary Rehoboama zanany no nanjaka nandimby azy.
Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 9
Jereo 2 Tantara 9:31 amin'ny teny manodidina.