Amosa 2:10 MG1865

10 Ary Izaho no nitondra anareo niakatra avy tany amin'ny tany Egypta sady nitari-dalana anareo efa-polo taona tany an-efitra, mba handovanareo ny tanin'ny Amorita,

Vakio ny toko manontolo Amosa 2

Jereo Amosa 2:10 amin'ny teny manodidina.