Amosa 2:9 MG1865

9 Nefa Izaho no nandringana ny Amorita teo anoloany, dia olona izay lava tsanganana toy ny hazo sedera sy natanjaka toy ny ôka; Eny, nosimbako ny voany teny ambony sy ny fatany tao ambany.

Vakio ny toko manontolo Amosa 2

Jereo Amosa 2:9 amin'ny teny manodidina.