1 Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Mankanesa ao amin'i Farao; fa Izaho efa nanamafy ny fony sy ny fon'ny mpanompony, mba hanehoako izao famantarako izao eo aminy;
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 10
Jereo Eksodosy 10:1 amin'ny teny manodidina.