Eksodosy 9:35 MG1865

35 Dia nihamafy ny fon'i Farao ka tsy mba nandefa ny Zanak'Isiraely izy, araka izay efa nampilazain'i Jehovah an'i Mosesy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 9

Jereo Eksodosy 9:35 amin'ny teny manodidina.