Eksodosy 19:16 MG1865

16 Ary nony tamin'ny marain'ny andro fahatelo dia nisy kotrokorana sy helatra ary rahona matevina teo amin'ny tendrombohitra, ary nisy feon'anjomara mafy indrindra, dia toran-kovitra ny olona rehetra izay teo an-toby.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 19

Jereo Eksodosy 19:16 amin'ny teny manodidina.