Eksodosy 19:17 MG1865

17 Ary Mosesy nitondra ny olona nivoaka avy teo an-toby mba hihaona amin'Andriamanitra; dia nijanona teo am-bodin'ny tendrombohitra izy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 19

Jereo Eksodosy 19:17 amin'ny teny manodidina.