Eksodosy 19:18 MG1865

18 Ary ny tendrombohitra Sinay nivoa-tsetroka avokoa, satria Jehovah nidina teo amboniny tao anaty afo; dia niakatra ny setroka tahaka ny setroky ny lafaoro lehibe, ary nihorohoro mafy ny tendrombohitra Sinay rehetra.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 19

Jereo Eksodosy 19:18 amin'ny teny manodidina.