Eksodosy 19:6 MG1865

6 Dia ho fanjaka-mpisorona sy ho firenena masina ho Ahy ianareo. Ireo teny ireo no holazainao amin'ny Zanak'Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 19

Jereo Eksodosy 19:6 amin'ny teny manodidina.