Eksodosy 19:7 MG1865

7 Dia nandeha Mosesy ka nampaka ny loholon'ny vahoaka, dia nalahany teo anatrehany ireo teny rehetra ireo, izay nandidian'i Jehovah azy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 19

Jereo Eksodosy 19:7 amin'ny teny manodidina.