Eksodosy 19:8 MG1865

8 Dia namaly indray miredona ny olona rehetra ka nanao hoe: Izay teny rehetra nolazain'i Jehovah dia hataonay. Ary dia nentin'i Mosesy tao amin'i Jehovah kosa ny tenin'ny olona.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 19

Jereo Eksodosy 19:8 amin'ny teny manodidina.