10 Ary rehefa lehibe ny zaza, dia nentiny tao amin'ny zanakavavin'i Farao izy, ka dia tonga zanany. Ary ny anarany nataony hoe Mosesy; fa hoy izy: Satria tamin'ny rano no nangalako azy.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 2
Jereo Eksodosy 2:10 amin'ny teny manodidina.