Eksodosy 2:11 MG1865

11 Ary tamin'izany andro izany, rehefa lehibe Mosesy, dia nivoaka nankany amin'ny rahalahiny izy ka nijery ny fanompoany mafy, ary nahita lehilahy Egyptiana nanavokavoka ny anankiray tamin'ny Hebreo rahalahiny.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 2

Jereo Eksodosy 2:11 amin'ny teny manodidina.