Eksodosy 21:18 MG1865

18 Ary raha misy olona mifanditra, ka ny anankiray mamely ny namany amin'ny vato, na amin'ny totohondry, koa tsy maty izy, fa marary ambany tsihy,

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 21

Jereo Eksodosy 21:18 amin'ny teny manodidina.