Eksodosy 21:19 MG1865

19 raha afa-mitsangana indray ka mandehandeha mitehina eny ala-trano izy, dia ho afa-tsiny ilay namely azy; kanefa handoa ny hevitr'andro tsy nanaovany zavatra izy sady hitsabo azy mandra-pahasitrany.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 21

Jereo Eksodosy 21:19 amin'ny teny manodidina.