Eksodosy 21:29 MG1865

29 Fa raha omby efa zatra nanoto hatramin'ny teo aloha iny, sady efa nambara tamin'ny tompony izany, nefa izy no tsy niaro azy, koa nahafaty lehilahy na vehivavy ny omby, dia hotoraham-bato ny omby, ary ny tompony koa hovonoina.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 21

Jereo Eksodosy 21:29 amin'ny teny manodidina.