Eksodosy 21:28 MG1865

28 Ary raha misy omby manoto lehilahy na vehivavy ka mahafaty azy, dia hotoraham-bato tokoa ny omby, ary tsy hohanina ny henany; ary ny tompon'ilay omby dia ho afa-tsiny.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 21

Jereo Eksodosy 21:28 amin'ny teny manodidina.