Eksodosy 24:3 MG1865

3 Dia tonga Mosesy ka nanambara tamin'ny olona ny teny rehetra izay nataon'i Jehovah sy ny fitsipika rehetra. Ary namaly indray miredona ny olona rehetra ka nanao hoe: Ny teny rehetra izay nolazain'i Jehovah dia hataonay.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 24

Jereo Eksodosy 24:3 amin'ny teny manodidina.