Eksodosy 24:4 MG1865

4 Ary Mosesy nanoratra ny teny rehetra nataon'i Jehovah, dia nifoha maraina koa ka nanorina alitara teo am-bodin'ny tendrombohitra sy tsangam-bato roa ambin'ny folo, araka ny firenen'Isiraely roa ambin'ny folo.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 24

Jereo Eksodosy 24:4 amin'ny teny manodidina.